Fanombohana ny asa


Efa Tafo lanitra ny ilany atsimo amin'ny Fiangonana ankehitriny, manomboka ny fanamboarana.
Les travaux on déjà débuté dans la partie sud de l'Eglise.

Somary mihatery ny toerana hivavahana... soa ihany fa ririnina izao ka mba mifaneritery kely eo ... dia mafana e!!!
On se sent un peu à l'etroit pour la messe, mais patience car on aura un toit neuf et ... solide pour affronter les 50, voir 100 prochaines années!

















Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire