Fanokafana ny taon-Jobily

"Ho Voninahitra ho an'ny Raiko raha mamoa be ianareo"       Joany 15,8                                                                                                                                                 

Fanomezam-boninahitra ho an’Andriamanitra Ray tokoa no nanombohana izany fankalazana izany tamin’ny alalan’ny Sorona Masina nialohavan’ny tridium nandritra ny fankalazana ny fetim-piangonana ny alahady 25 may lasa teo.

La messe de la fête Paroissiale a ouvert l'année du Jubilé le 25 mai dernier.
Ny ezaka rehetra atao mandritra izao Jobily izao dia entina manatsara ny fiainam-piangonana amin’ny fanavaozana ny tranon’Andriamanitra ka tokony handraisan’ny rehetra anjara. 
Les Saints protecteurs de chaque quartier formant la paroisse ont été présentés durant cette messe.


L'Eucharistie symbole vivant du partage nous incite aussi à participer un peu plus à la vie de l'Eglise, à ses oeuvres, et surtout à la rénovation de la maison de Dieu.