Tafo sy andry afovoany

"Ho Voninahitra ho an'ny Raiko raha mamoa be ianareo"       Joany 15,8  
Efa eo am-pamaranana ny fametrahana ny andry lehibe (ferme centrale) roa ary ny hazo tafo (panne metallique) amin'izao ny orin'asa manataneraka ny asa. Efa miroso amin'ny fandokoana anatiny ry zareo amin'izao fotoana izao.
Miroso tokoa arak'izany ny asa rehetra ka ny lafiny avaratra sisa izany no asa ho tanterahina momban'ny tafo.
Manarak'izany moa ny famerenana tsikelikely ireo pitsopitsony samihafa izay tsy maintsy atao.
Ezaka manarak aindray ny fikojakojana ny ao anatiny (peinture, electricité, décoration) ka holazaina eto ihany ny fandehan'izany rehetra izany.
Ny aas anefa no vita fa ny sarany kosa dia mbola ho efaina ka manentana hatrany antsika mianakavy mba hanohy ny ezaka efa natao fa tsy maintsy tratrantsika ireo tanjona napetraka na dia mazana aza izany satria mino isika fa " Eo foana i Kristy!"
Toy izao ary amin'ny ankapobeny ny fivoaran'ny toe-bola eo am-pelatànana :