Fizotran'ny asa


"Ho Voninahitra ho an’ny Raiko raha mamoa be ianareo"
                          Joany 15,8

Toy izao ny fizotran'ny asa natao nandritran'izay iray volana mahery izay.

Santionany amin'ireo hazo tena efa simba tokoa
On peut constater sur ces images les dégradations très avancées  sur les boiseries
Manara-maso akaiky ny asa ny avy ao amin'ny "Commission Rénovation"
Les membres de la commission rénovation font un suivi régulier des travaux


Toy izao ny tao amin'ny takona tsy hita avy tao anatiny.
Les ouvriers en plein travail.

Ireo valin-tafo vy solon'ny hazo
Vue sur les pannes métalliques posées dans la partie sud


Fijery ny tafo vita avy aty ivelany
Vue extérieure du toit (partie sud)






Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire